Entry | 1 tanety lava misy fisainana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tanety, lava, misy, fisainana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fa tsy tokony hanapatapa-kevitra maimaika, fa hiandry fotoana lavalava mba haka saina tsara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |