|
|
|
|

Teny iditra1  tangalamena
Singan-teny  2 tangala, 3 mena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 prêtres de villages [2.608]
Ohatra  6  Ny nitarika ireny olona rehetra ireny dia miaramila tranainy, mpimasy, tangalamena, raiamandrenin-tanana, filoham-poko, izay ny toetra niraisany dia ny fitiavany ny tanindrazany sy ny firaisany fo tamin' ny vahoaka na inona na inona zavatra niseho. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07