|
|
|
|

Entry1  tanora
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Passive verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
All compound words  6  10 words containing tanora
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora
(loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity
Explanations in English  8  [1.7] young, immature; light in color; young people
Explanations in French  9  [1.8] jeune; de couleur claire; jeune gens
Examples  10  [2.324] Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany.
11  [2.470] Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao:
Proverbs  12  Proverbs containing the word tanora

Anagrams  13  anotra, atrano, naotra, natora, natrao, natroa, noatra, rotana, tanora, tarano, tarona, torana, tranao

Updated on 2025/08/10