Entry | 1 tantara |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 9 29 words containing tantara |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy |
Explanations in English |
11 [1.7] a story, a tale |
Explanations in French |
12 [1.8] histoire, conte; l'histoire |
Examples |
13 [2.470] Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy 14 [2.48] Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy 15 [2.472] Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. |
Vocabulary |
16 Literature: (in general) |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word tantara |
Anagrams | 18 antatra, tantara, taranta, tataran |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |