Entry | 1 tantavanina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tantavana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Ampandalovina amin' ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantavanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiovany ~ Tantavano amin' ny taratasy manify io ro be menaka io |
Explanations in English |
9 [1.7] to be strained; to be filtered |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on filtre |
Anagrams | 11 itantavanan, natantavany, nitantavana, tantavanina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |