Entry (1/2) | 1 tanty |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana [1.1] |
Derivatives |
|
All compound words | 16 8 combinations of this word |
Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 18 tanty |
Part of speech | 19 participle |
Explanations in Malagasy |
20 Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [1.1] |
Explanations in English |
21 endured [1.7] |
Explanations in French |
22 qu'on supporte [1.8] |
Morphology |
|
All compound words | 26 2 combinations of this word |
Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |