|
|
|
|

Teny iditra1  tapa-porohana sisa tsy may
Singan-teny  2 tapaka, 3 forohana, 4 sisa, 5 tsy, 6 may
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1]
Tovy hevitra  9 akanga sisa nanamborana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12