Entry | 1 tapi-java-nirina |
Elementary words | 2 tapitra, 3 zavatra, 4 irina |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 tsy manan-javatra tadiavina intsony fa efa ao anatin' ny fiadanana [1.1] |
Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |