|
|
|
|

Entry1  taranaka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy
Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity
Zaza natsangana mahazo mandova
Explanations in French  14  [1.54] génération, lignée
Examples  15  [2.996] Ity taranaka ity dia taranaka ratsy.
16  [2.117#] Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny.
17  [2.298#] Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay!
Vocabulary  18  Relationships: family
Proverbs  19  Proverbs containing the word taranaka

Anagrams  20  anatraka, taranaka

Updated on 2025/08/10