|
|
|
|

Entry (1/3)1  tataro
Root  2  tatatra
Part of speech  3  imperative of passive verb tatarana [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3]
Examples  6  tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1]

Entry (2/3)7  tataro
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1]
Explanations in French  10  toit plat et provisoire; baldaquin [1.3#687]
Examples  11  ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313#115]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  24  2 combinations of this word

Entry (3/3)25  tataro
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  Anaram-borona [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.1, 1.78]
Vocabulary  28  Zoology: birds

Anagrams  29 tataro, 30 toatra

Updated on 2025/10/08