|
|
|
|

Entry1  teha-dolo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tehaka, lolo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany
Explanations in French  5  [2.415#114] Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit. C'était une croyance malgache
Vocabulary  6  Health
7  Beliefs

Updated on 2024/12/07