Entry (1/2) | 1 tenin-dahy |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 teny, lahy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny henjana sarotra ifampiraharahana |
Explanations in French |
5 [1.3#696] paroles fortes, difficiles à digérer |
Entry (2/2) | 6 tenindahy |
Part of speech | 7 noun |
Elementary words | 8 teny, lahy |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany |
Explanations in French |
11 [1.196] (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [Merina]
|
Examples |
12 [2.48] tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. |
Vocabulary |
13 Botany: medicinal plants |
Synonyms | 14 kitenindahy |
Antonyms | 15 tenimbavy |
Scientific name |
|
Anagrams | 17 tenin-dahy, tenindahy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |