|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenona
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana karazan-kofehy roa: ny tenany mitsangana ary ny fahany mitsivalana: Mahay tenona ve ianao?
Ny lamba vita araka ny voalaza etsy ambony: Mafy ve ny tenona betsileo?
Explanations in English  15  [1.7] weaving
Explanations in French  16  [1.3] action de tisser, le tissu, les fils établis sur le métier du tisserand ou préparés pour être tissés
17  [1.8] tissage
18  [1.196] les fils de chaîne tendus sur un métier, et par extension l'action de tisser
Examples  19  [2.996#29.059.006] Ny tenona ataony tsy azo itafiana;
20  [2.69#263] tenona sy ny fanantana anenomana azy.
21  [2.48] nony vita ny tenona dia rongoana, rongo-firaka na vakampotsy no asiana.
22  [2.472] Tsy afenina kosa anefa fa tenon' ny tantara dia vokatry ny famoronan-tsaina, noho izany tsy mitory zavatra tena nisy.
Proverbs  23  Proverbs containing the word tenona
Article  24  Randzavola: tenona ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)25  tenona
Part of speech  26  noun
Explanations in French  27  [1.196] [Betsileo, Betsimisaraka, Merina] Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Grandidier préfère ce nom à tenina fichier manuscrit. Il fait en effet référence à l'usage ancien comme textile grossier. La plante fournit aussi une bonne pâte à papier. Nous l'avons employée à cet effet pendant la seconde Guerre Mondiale. Mais elle est surtout employée en sparterie par les artisans malgaches.
Vocabulary  28  Botany
Scientific name 

Anagrams  30  entano, etonan, netona, ontane, tenona, tonena

Updated on 2025/08/10