Entry | 1 tentenana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tentina |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho |
Explanations in English |
10 [1.7] to be smeared with something; to be caulked |
Explanations in French |
11 [1.8] qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tentenana |
Anagrams | 13 antenaten, entanenta, tentenana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |