|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 teny imaso tsy mba kilema |
| Singan-teny | 2 teny, 3 imaso, 4 tsy, 5 mba, 6 kilema |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|