|
|
|
|

Entry1  tetezan' olona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tetezana, olona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany
Explanations in French  5  [1.3] courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew

Updated on 2025/07/29