|
|
|
|

Entry1  tinendry
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tendry
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy
Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao
Explanations in French  8  [1.3#695] qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
qu'on a désigné, indiqué, fixé
qu'on a marqué d'un accent, d'un point
Synonyms  9  voatendry

Anagrams  10  nitendry, tinendry

Updated on 2025/07/29