Entry | 1 toko telo mahamasa-nahandro |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 toko, telo, mahamasaka, mahandro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fitambaran' olona miara-miasa antoky ny fahavitan' ny asa na zavatra iray |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |