Entry | 1 tolaka be ravina |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tolaka, be, ravina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] antsoantson' ny ankizy mba hampanidina ny voangory izay fatorany amin' ny tady ny tongony |
Explanations in French |
5 [1.3] cri par lequel les enfants invitent à voler ou à se reposer sur les feuilles, les hannetons qu'ils ont attachés par une patte |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |