|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tompokolahy |
| Singan-teny | 2 tompoko, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Sir. More respectful than tompoko
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 monsieur
[1.3] |
| Ohatra |
8 Mba anaovy hatsarana kely izahay, tompokolahy.
[2.293]
9 tompokolahy, hoy Ndriana-Toto taminy indray hariva. [2.5] |
| Voambolana | 10 Teny fanajana |
| Tohi-kevitra | 11 tompokovavy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|