|
|
|
|

Teny iditra1  tompokovavy
Singan-teny  2 tompoko, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Madame [1.3]
Ohatra  7  Nahatsiaro ilay nahararian' i tompokovavy Zozefinina sombinainy malala tao Vohipeno Ramatoa Razafy, ka izy avy no torovandrovana teny ambony filanjana. [2.499]
Tohi-kevitra  8 tompokolahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12