|
|
|
|

Entry1  tongotra mby an-dakana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo averina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony
Explanations in English  4  [1.7] your feet are already in the canoe: you are on your way now
Explanations in French  5  [1.8] vous avez les pieds dans la pirogue: vous voilà bien parti, vous ne pouvez plus reculer
Examples  6  [2.324] Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony.
Elementary words  7  tongotra, mby, lakana

Updated on 2024/12/07