|
|
|
|

Entry1  tonon' andro tsy maha-lehilahy
Elementary words  2  tonona, 3  andro, 4  tsy, 5  mahalehilahy
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana [1.1]

Updated on 2025/10/11