|
|
|
|

Entry (1/2)1  tora-tady
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  toraka, tady
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] ilazana ny lalana mahitsy tsy misy melomeloka, ka mifanandrify amin' izay iaingana ny erỳ am-pita; mahitsy ohatra ny nosoritan' ny tady nalefa hizotra lava hatrany hatrany
Explanations in French  10  [1.3] droit, qui va droit d'un point à un autre
11  [1.13] [toratady] en ligne droite
Examples  12  [2.472#] Fa nandona saina tokoa ny fijery ny saha toy izany, na ny fohy indrindra taminy aza : rindrina havia sy havanana avo noho ny rihan' trano anankiray ary mitsatoka mahitsy, ny elanelan' ireo mivelatra ohatra ny arabe efatra natambatra, ny saha manao toratady mitsotra maloloana ka tsy taza-maso ny farany.
Other spellings  13  toratady

Entry (2/2)14  toratady
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka] antsamotady

Anagrams  17  atoditra, toratady, tora-tady

Updated on 2025/08/10