|
|
|
|

Entry1  tory rahona ny lanitra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tory, rahona, lanitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] feno rahona tanteraka ny manodidina, ka mety haharitra ny orana raha avy

Updated on 2025/08/02