|
|
|
|

Entry1  tovolahy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  tovo, lahy
Derivatives 
4  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia
Explanations in English  7  [1.7] an unmarried young man
Explanations in French  8  [1.8] jeune homme célibataire
Examples  9  [2.471] Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia?
10  [2.472] Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany.

Anagrams  11  lahitovo, tovolahy

Updated on 2025/08/10