|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 trafon-kena |
| Singan-teny | 2 trafo, 3 hena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 hena matrafotrafoka sy matavy eo an-doha soroky ny omby
[1.1] |
| Ohatra |
6 samy omena potiny iray amin' iny trafonkena iny ny olona, dia samy homana ny azony.
[2.245#]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|