|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 trano falafa |
| Singan-teny | 2 trano, 3 falafa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Trano vita amin' ny falafa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a house made of falafa
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 case faite de falafa
[1.8] |
| Ohatra |
8 Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana.
[2.499]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|