Entry | 1 trosa maintimolaly |
Elementary words | 2 trosa, 3 mainty, 4 molaly |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 trosa nalain' ny iray amin' ny mpivady talohan' ny fanambadiana ka tsy ananan' ny ankilany andraikitra [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |