|
|
|
|

Entry1  trozona
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany.
7  [1.13] biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono
Explanations in English  8  [1.7] a whale
Explanations in French  9  [1.54, 1.8, 1.13] baleine
Vocabulary  10  Zoology: mammals
Article  11  Randzavola: trozona ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12  nazotro, trozona

Updated on 2025/08/10