Entry | 1 tsaraina |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 9 2 combinations of this word |
Anagrams | 10 asitrana, 11 itsarana, 12 sanatria, 13 tsaraina |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |