|
|
|
|

Teny iditra1  tsara lahy
Singan-teny  2 tsara, 3 lahy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1]
Ohatra  6  Hevero tsara lahy izay hanaovana anay [2.298#79]
7  Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
8  Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12