|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsaramaso |
| Singan-teny | 2 tsara, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Voambolana | 5 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 6 mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, sitaromaso, soy |
| Teny iditra (2/2) | 7 tsaramaso |
| Singan-teny | 8 tsara, 9 maso |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Karazan' anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin' ny hodiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 beans
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 haricot
[1.8] 14 (de tsara : beau ; et maso : oeil ; la graine brillante et colorée est comparée à un oeil). Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). 15 Le Haricot introduit et cultivé. 16 Nom et identité dans le Dictionnaire de Malzac. 17 On appelle tsaramasomaitso les haricots verts ; tandis que les haricots en graines consommés frais s'appellent tsaramaso tanora (haricots » jeunes »). 18 D'après J. Lombard, ASSEMI, 7, n° 4 (1976) p. 96, note 137, dans le Menabe Sakalava on distingue trois variétés de haricots ou tsaramaso, dénommés respectivement mena (à grains rouges), fotsy (à grains blancs) et vanda (moucheté). [Sihanaka, Merina, Betsileo, Sakalava] [1.196] |
| Ohatra |
19 Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka.
[2.445#91]
20 Tonga reniny ka nandraoka ny tsaramaso indray; [2.69#77] 21 Volena avokoa na vary na katsaka na tsaramaso. [2.117#21] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 23 kimesamesa |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 26 Randzavola: tsaramaso ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|