|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsaravelatsihy |
| Singan-teny | 2 tsara, 3 velatra, 4 tsihy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 fihatsarambelatsihy |
| Mpanahaka | 8 dongatakona, 9 jokotsoriakamahasambokary, 10 jokotsoriaka, 11 malefakaambava, 12 manafinkilema, 13 manaosotrobelavatangomahayatsymahayaroa, 14 manaotantanandroalela, 15 mangaivelanytoagoaika, 16 mangahazoloaty, 17 miefitraanatytoaharefo, 18 mihatsaravelatsihy, 19 ranomasomanentsinkeloka, 20 sakamanafinkoho, 21 tsaravava, 22 tsaravolanaimaso, 23 vandanaivoho, 24 vavatsyratsy, 25 vazimiamboho, 26 voarafenovitsika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|