|
|
|
|

Entry1  tsiahivina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tsiahy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  [2.471] Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa sady notsiahiviko taminy ny resany fahiny nanambara ny fahitany toerana misy ireo zavatra ireo miparitaka amin' ny tany.
8  [4.27] tsiahivintsika ny zava-nisy.
Synonyms  9  tsahina, tsahivina

Anagrams  10  havitsinay, hivatsiany, tsahivinay, tsiahivina

Updated on 2025/07/29