Entry | 1 tsikaritra |
Part of speech | 2 participle |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. |
Explanations in French |
9 [1.3] vu rapidement, aperçu un instant |
Examples |
10 [2.4] Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana 11 [2.472] Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. |
Anagrams | 12 sikitratra, tsikaritra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |