Entry | 1 tsikera |
Root | 2 kera |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray [1.1] |
Explanations in French |
5 critique, analyse [1.13, 1.5] |
Examples |
6 Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo.
[2.472]
|
Derivatives |
|
All compound words | 22 3 combinations of this word |
Anagrams | 23 karitse, 24 retsika, 25 sekatry, 26 tsarike, 27 tserika, 28 tsikera, 29 tsirake |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |