|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsininjo |
| Fototeny | 2 tsinjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voatsinjo, tsinjovina, jerena avy lavitra: Notsininjony foana ny ombiny sao mitondraka
5 Ampiana: Notsininjony ny reniny efa antitra [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 regardé en bas au loin
7 sur qui on a veillé [1.3#780] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 voatsinjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|