|
|
|
|

Teny iditra1 voatsinjo
Fototeny  2tsinjo
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 regardé en bas au loin
sur qui on a veillé [1.3#780]
Ohatra  6 Anisany voatsinjo tamin' izany fa homena fanampiana avy amin' ny Fanjakana arakaraka ny fiorenany izay tombanana amin' ny alalan' ny fananany olom-boafidy amin' ny ambaratonga samihafa ny antoko politika. [4.27#2006/02/17]
Tovy hevitra  7tsininjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12