|
|
|
|

Entry1  tsinjovina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tsinjo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!
Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka
Explanations in French  9  [1.3#780] Qu'on regarde en bas, au loin
figuré: sur qui on veille
Examples  10  [2.445#] Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga.
11  [2.996] Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina.
Proverbs  12  Proverbs containing the word tsinjovina

Anagrams  13  itsinjovan, nitsinjova, tsinjovina

Updated on 2025/07/29