|
|
|
|

Entry1  tsinontsinona
Part of speech  2  adjective
Root  3  tsinona
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra
Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona
Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny
Explanations in English  8  [1.7] of no importance, of little worth
Explanations in French  9  [1.8] rien du tout, sans importance
Examples  10  [2.472] tsinontsinona ny tanĂ nan' i Marovato.

Anagrams  11  nitsontsonany, tsinontsinona

Updated on 2025/08/10