|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsiriry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray [1.1]
Voambolana  4  Haitao
Tovy hevitra  5 raobine

Teny iditra (2/3)6  tsiriry
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazana vorona andrano mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miara-be manao andiany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 the whistling teal (a duck) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 sarcelle [1.54]
11 sarcelle, espèce de canard sauvage [1.8]
12 grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [4.22]
13 grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [4.22]
14 nom de plusieurs oiseaux aquatiques : canards et sarcelles [1.196]
Ohatra  15  tsiriry sy angaka mankeo mba hikorana; [1.265#]
16  Ny tsiriry niorika, ny akanga nivalana; [2.69#]
Voambolana  17  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  18 kiborano, vivy
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)20  tsiriry
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 Karazan' ahitra mpaniry eny amoron-drano. (Ny fitovian' ny teny roa "tsiriry" no nahatonga ilay fitenenana maro mpahalala hoe: "Tsy mba tsiriry vorona anie aho, ka hanifi-drano dia lasa, fa tsiriry ahitra, miorimpaka amin' ny tany mando dia maitso", izay entina mampitaha ny soa mandalo amin' ny soa maharitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 Leersia hexandra Sw. (Poaceae) ; Graminée proche du riz ; espèce hygrophile, excellente fourragère.
24 Pour distinguer la plante de l'oiseau, on appelle souvent la première tsiriry ahitra et le second tsiriry vorona. Un proverbe malgache dit : « tsy mba tsiriry vorona anie aho, fa tsiriry ahitra ». Je ne suis pas l'oiseau tsiriry, qui s'envole et dont il ne reste rien, mais l'herbe tsiriry, fixée à la terre (la fortune véritable). Une jeune femme cite souvent ce proverbe pour s'engager à être bonne ménagère.
25 Le tsiriry, espèce très rustique, jouissait de la réputation d'être indestructible : « doroana, tsy may », même si on y met le feu, il ne brûle pas.
26 D'où son emploi dans certaines cérémonies d'exorcisme.
27 Nom malgache et identité mentionnés anciennement par Grandidier, Malzac, etc. [Merina] [1.196]
Ohatra  28  ka ny tsiriry manitra, tian' andriana; [2.69#]
Voambolana  29  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17