|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsitsy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina

Entry (2/2)9  tsitsy
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro)
Vocabulary  12  Biology

Anagrams  13  tsitsi, tsitsy

Updated on 2025/07/29