Entry | 1 tsofin-drano tsofindrano |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Rarina soa Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao |
Explanations in French |
4 [1.3#791] Qu'on bénit, qu’on cède: Notsofin' ny ray aman-dreninv rano izy tamin’ izy nandeha (Il a été béni par ses parents avant son départ) ~ Notsofiko rano ny fanambadian’ izy ireo (J’ai béni leur mariage) ~ Notsofiko rano ho azy irery ny fananako rehetra (Je lui ai cédé tous mes biens) |
Examples |
5 [2.928#] Dia tsofindrano izy! 6 [2.356#] Ary raha tsofindrano, fiofanana herintaona ve no handefasana azy, sa ny fanomanana licence araka ny taratasiny? |
Root | 7 tso-drano |
Elementary words | 8 tsofina, rano |
Morphology |
|
Anagrams | 11 tsofindrano, tsofin-drano |
Updated on 2025/05/07 |
![]() |