Entry (1/2) | 1 tsolotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo" |
Explanations in English |
4 [1.7] a bribe |
Explanations in French |
5 [1.8] pot-de-vin; dessous-de-table |
Analogs | 6 gaka, kolikoly, tranon' afokasoka |
Entry (2/2) | 7 tsolotra |
Part of speech | 8 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. |
Explanations in French |
12 [1.3] action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent |
Synonyms | 13 tsolotsolotra |
Anagrams | 14 lotsotra, tsolotra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |