Entry | 1 tsy maninon-tsy maninona |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in English |
3 [1.2#290] nothing at all, all right |
Explanations in French |
4 [1.3#281, 1.5#155] cela ne fait rien, il se porte bien |
Examples |
5 [2.69#25] ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona. 6 [2.69#63] Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo 7 [2.558] Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. 8 [2.285#318] Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona" |
Elementary words | 9 tsy, maninona |
Morphology |
|
Anagrams | 13 tsymaninontsymaninona, tsy maninon-tsy maninona |
Updated on 2025/05/11 |
![]() |