|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsy akory
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tsy, akory
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] fanamafisana bebe kokoa ny fandavana
Examples  7  [1.1] Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory

Entry (2/2)8  tsy ... akory
Part of speech  9  locution
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao
Explanations in English  13  [1.2] not at all, by no means, on no account
Explanations in French  14  [1.8] pas du tout
15  [1.5] ne ... guère
Examples  16  [2.285] tsy|akory misy iraisany tsy|akory.
17  [2.499] Hay tsy|akory matory tsy|akory ise!
18  [2.5] tsy|akory tahotra tsy|akory fa toetra.

Anagrams  19  akositry, asitriko, asokitry, atorisik, itsirako, karitosy, torisika, tsy akory, tsy ... akory

Updated on 2025/08/10