Entry | 1 tsy amboa tsy lambo |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tsy, amboa, lambo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tokana irery tsy mana-namana; ilazana ny singan-drery tsy misy mpanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |