Entry | 1 tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny |
Elementary words | 4 tsy, mahavoky, voninahitra, ifanomezana |
Updated on 2025/05/08 |
![]() |