Entry | 1 tsy hita hirangirana |
Elementary words | 2 tsy, 3 hita, 4 hirangirana |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 be dia be, tsy hita lany, tsy hita fara [1.1] |
Explanations in French |
7 completement invisible, incompréhensible [1.3] 8 Une affaire inextricable : on ne voit rien à travers les fentes. Se disait aussi d' une foule compacte [2.415#3315] |
Synonyms | 9 tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |